14 lines
1.1 KiB
Text
14 lines
1.1 KiB
Text
M0:|c:F|m:4/4|t:FFPM 56 Manatona Anao izao|a:H.A. Brorson, 1694-1764 Nad. C. Borchgrevink 1841-1919|r:L.M.|h:J.A.P. Schulz, 1747-1800
|
||
U0:zC:(22) 4444 624/(22) 4444 624/(22) 4444 44$Q4/4 4444 88 C
|
||
N1:drmmffmrd/ dmssllsfm/ mrddffrrs/ mfrmdl, t, d
|
||
N2:#m, d-sllssfm/ d-ttdrtrd/ t-l4s3/ llsmsfss
|
||
N3:#t,d-dddrds,d/ mdrmffrss/ s-mmrrttd/ drttddrm
|
||
N4:#r, d-dlffssd/ l-ssffstd/ m'-lsfrsfm/ lrsmmlsm'
|
||
Y1:Manatona Anao izao,/Ry Jeso, ny madinikao,/Ampandrosy ny di_anay/Fa ta hahita\ Anao i\zahay!
|
||
Y2:Hidera ny Anaranao/No zava-ti_anay hatao;/Miravoravo izahay/Fa teraka ny Tomponay.
|
||
Y3:Ny lanitra nilaozanao/Hanavotra ny olonao,/Ho zanak’Andriamanitra/Hifaly ao an-danitra.
|
||
Y4:Tsy takatray heverina/Ny fiti_avan-dalina,/Izay nitiavanao anay/Ka dia misaotra\ Anao i\zahay!
|
||
Y5:Tariho, Tompo, izahay,/Ambinonao ny di_anay;/Fa samy ta handray Anao/I\zahay mivory eto i\zao!
|
||
Y6:O, ry Sakaiza maminay,/Mba te ho olonao i\zahay/Hipetraka\ eo anilanao/Fa mamy ny fiti_anao!
|
||
Y7:Ra\ha manana Anao i\zahay/Tsy hisy hatahoranay,/Fa zaza vo_amarikao/Ho isan’ny arovanao.
|
||
Y8:Ra\ha ao an-danitra vaovao/I\zahay sy ny anjelinao,/Hisaotra sy hidera\ Anao/Manatrika ny tavanao!
|