feufaro/composeApp/src/commonMain/composeResources/files/ffpm-194.txt

10 lines
No EOL
1.1 KiB
Text
Raw Blame History

This file contains ambiguous Unicode characters

This file contains Unicode characters that might be confused with other characters. If you think that this is intentional, you can safely ignore this warning. Use the Escape button to reveal them.

M0:a:P Nilsen-Lund,1842-1914|h:P Nilsen-Lund,1842-1914|c:Bb|m:3/4 Miadanadana
T0:{:.,S|S.,S:S.,S:S.,S|M/D:D.,D|R:F:T.,T|D:${D.C.}-/D|T.,D:R:(D.,T)|D.,R:M/D|T.,D:R:(D.,T)|D.,R:${D.C.}M.:}
N1:s,s,s,s,s,s,s,mdddrft,t,ddt,drdt,drmdt,drdt,drm
N2:s,s,s,s,s,s,s,s,s,l,l,l,l,s,s,s,s,s,s,s,s,s,s,s,s,s,s,s,s,s,s,s,
N3:mmmmmmmdmmmrrrrmmrmfmrmrdmrmfmrmrd
N4:dddddddddl,l,f,r,s,s,dds,s,s,s,dddds,s,s,s,ddd
Y1:Andri_ananahary ô, Endrey ny voninahitrao!${D:Ny tany sy ny lanitra Mamelatra ny lazanao}/Ny asanao rehetra, e!Ny famonjena lehibe, ${D:Mitari-dalana anay, Hidera ny Anaranao}
Y2:Ry Zanakondry Masina,/Jesosy\ izay isaoranay!/${D:He, I_anao ni_antra\ anay/Ka nentinao ny otanay;/}Ny menarana resinao,/Ny fasana vinakinao/${D:Ka I_anao nanokatra/Ny lanitra hidiranay!}
Y3:Ô, ry Fanahy Masina/Izay mitarika anay/${D:Hanetry tena sy hanaiky/Fa mpanota izahay;/}Mitaona sy mananatra anay/Handray ny avotra/${D:Ka manamasina anay,/Mba raiso ny fisaoranay!}
Y4:Ny vo_avonjy mbaminny/Anjely mankasitraka;/${D:Ny tany sy ny lanitra/Mikambana hanandratra/}Anao, ry Ray sy Zanaka,/Anao Fanahy Masina/${D:Izay maneho famonjena/Feno fiti_avana!}