feufaro/composeApp/src/commonMain/composeResources/files/ffpm-179.txt

10 lines
1.1 KiB
Text
Raw Blame History

This file contains ambiguous Unicode characters

This file contains Unicode characters that might be confused with other characters. If you think that this is intentional, you can safely ignore this warning. Use the Escape button to reveal them.

M0:|c:Bb|m:4/4|r:12.13.14.15|t:FFPM 179 Ny Fanahy Masina Efa Tonga Tokoa|a:G. Ramiarison 1919- (Faha 100 taonan'ny IEB)|h:G. Ramiarison 1919-
U0:z0:62444444 844(444)/4 6244(44)44 4444 (444)/4 62422 (444)4 62422 (444)/4 6244 (222)244 42244Cz4
N1:#s,ssFsdmmrdrrm--/sddtll-sdmmrdr--/srDrfmr--smRmsfm--/#t,dssfff--fmmrfrdtd
N2:#r,mmrmmsssssss--/mmmsff-smssFFsFs/sfmfssstlssFstls--/ssssssltlssflfmrm
N3:#s,ddlssddtdttd--/ddsltdtddddldtdr/ttTtrdtrdtd6--/mmdrttdrtddlllsss
N4:#d,d7rmssdsm/d6rmdddrrslt/s7--s#r,d6sm/d,dmsss--sd,mfrfssd,
Y1:Ny Fanahy Masina\ efa tonga tokoa./Mba homba ny mpitory ny Teny mahasoa./Koa mitsangana izao ande\ha ry mahery fo/Hatraminny faranny tany torio ny Teny soa.
Y2:Vo_asaronny\ aizim-pito Ny Nosinao;/Ny ody sy ny sampy no notompoiny tao;/Ny fahazarana koa, nangeja mafy tokoa,/Kanefa tonga ny mazava: Resy ny aizina\ ao.
Y3:Ry fana\hy voatafy hery ny Tompo\ anie/Ka efa miandry\ ana_o, injay miteny hoe:/«Angony, eny antsoy, Hanatona avokoa/Ny firenena eran-tany ho mpianatro tokoa ».
Y4:Tompo ti_a ô, ekeko ny antsonao;/Hafoiko ny hareko, ny tenako izao,/Ho vavolombelona, hijoro, hanafika,/Hitory sy hamafy ko_a: Tafio ny herinao.