14 lines
1.1 KiB
Text
14 lines
1.1 KiB
Text
M0:|c:F|m:4/4 Milantolanto|t:FFPM 91 O fitiavan-dalina|a:Maintimolaly|h:FEDERAL STREET Henry Kemble Oliver 1800-1885|u:https://hymnary.org/tune/federal_street_oliver
|
||
U0:z0:8448(44) 88Ez2/ 844C4 88Ez2/ 84488 (44)(44)Ez2/ 84488 88Ez2
|
||
N1:#t, mmmfmssfm/ fffmmFFs/ ssfmdtdrmf/ mllsmdrd
|
||
N2:#s, d5-rtd/ trtd4t/ drtdss-tdr/ d5s3
|
||
N3:ssslsmrss/ s5lls/ mrs4-s-s/ sffmsmfm
|
||
N4:#s, d5-tsd/ stsdtlr,s/ dtsdmfmrdt/ df, lddssd,
|
||
Y1:O! fiti_avan-dalina/Nasehonao i\lay alina/I\zay namadihana Anao,/Ry Jeso, fototr’aim-baovao.
|
||
Y2:Mangoraka erỳ ny fo,/Sy ory ny fanahiko,/Ra\ha mba tsaro_ako izao/Ny loza\ izay nanjo Anao.
|
||
Y3:Fadiranovana\ Hi_anao,/Nangotraka ny adinao;/Ny dinitrao nanjary ra/Noho ny fahori_ana.
|
||
Y4:Izany ni_aretanao/Noho ny fiti_avanao,/Ka nentinao ny heloko/I\zay tokony ho nentiko.
|
||
Y5:Namita fanekem-baovao/Ho famonjena Hi_anao,/Nasi_anao kase izay/Maharitra mandrakizay.
|
||
Y6:Misaotra\ Anao, ry Tompo ô!/Fa ravo ny fanahiko/Handray ny fanomezanao/Eo amin’ny latabatrao.
|
||
Y7:Ny teninao ino_ako,/Ka raisiko ho ao am-po:/Ny zava-tsoa atolotrao/Dia ranao sy ny tenanao.
|
||
Y8:Ry Jeso, ambo_aronao/Ny fonay ho fonenanao,/Ka Hi_anao ho ti_anay/Izao sy ho mandrakizay.
|