11 lines
1.2 KiB
Text
11 lines
1.2 KiB
Text
M0:|c:G|m:4/4|t:FFPM 74 Tany Betlehema fahiny|a:Cecil Frances Alexander 1818-1895 Karoly anglikana|h:IRBY Henry John Gauntlett 1805-1876|r:878777
|
||
U0:z8:44 62(22)(22) 44/44 62(22)(22) 8/44 62(22)(22) (22)4/44 62(22)(22) 8/(22)(22) (22)(22)44 8/(22)(22) (22)(22)(22)(22) 8
|
||
N1:#s, stdddtdrrd dms'mmrdtd stdddtdrr-d dms'mmrdtd #t,l-l-s--dffm l-l-s--mmrdtd
|
||
N2:#f, sfsss-sttd sdddl-s-s sfssf-F-sfm sdddl-s-s d-d-dtdddtd ltdrstdsl-sss
|
||
N3:mrdmmrmffm mddssfmrm mrdmd-d-t,-d mddssfmrm f-f-mfsmrss f-f-frmssfmrm
|
||
N4:#d, drmds-s-sd' 2lmdf-s-d drmdl-r-s-d' 2lmdf-s-d fsltd'r'm'd'ssd' fsltd'--d'f-ssd
|
||
Y1:Tany Betlehe\ma fahiny,/Tao an-tranon’omby re;/Nisy Zazakely so_a,/Tampofo_an-dreniny,/Jeso Kristy Zaza io,/Zanak’i Maria madio.
|
||
Y2:Nahafoy ny Rainy Izy/Sy nandao ny lanitra,/Tsy nandà ny trano ratsy,/Nefa Andriamanitra:/To_e-pahantrana re/An’ny Tompo lehibe.
|
||
Y3:Fony Izy mbola Zaza/Dia nanaiky sy nanoa,/Ary ti_a reny Izy,/Sy nanetry tena koa,/Zaza Kristi_ana e!/Manaraha Azy re!
|
||
Y4:Ka ho hitantsika Izy/Noho ny fitiavany:/Fa ‘Lay Zazakely tsara/No mba Tompon-danitra,/Ka isika zanany/Dia hankany aminy.
|
||
Y5:Nefa tsy mba tranon’omby/Ito_erany izao,/Fa nankao an-danitra\ Izy/Sy mitafy laza ao;/Ka ho sambatra\ any koa/Ta\haka\ Azy ny zaza soa.
|