11 lines
1.7 KiB
Text
11 lines
1.7 KiB
Text
M0:|c:Eb|m:4/4|t:FFPM 729 Ry Jehovah Ray Tsitoha|a:Rajaonary 1850-1903|h:Ch. Rasoanaivo 1876-1966|r:8888788787
|
||
U0:zC:y 6262 48/y 4444 48/y 84y 84/y 6244 (44)4/y 6244 C/y 6262 48/y 624(22) 48/y 6244 C/y 6244 C/y 4444 48/y 4444 48/y 6262 48/y 6244 C
|
||
N1:s4lssm ssld'tlls d'tlftlsm sslsmdrmf mrdmrt,d m6ff F4lsFs 6d'sl 3ssmdr mrdmrffm sfmsflls ssd'd'tttl 3smfrd
|
||
N2:m4fmmd mmflsffm msfrsfmd mmfmds,t,dr ddds,4 d11 rrr-rr ffm4f 3mmds,t, dddd5 mrdmrffm 5s3f RRmdrt,d
|
||
Q0:${N:New}N2:m4fmmd mmflsffm msfrsfmd mmfmds,t,dr dds,5 d11 rrr-rr ffm4f 3mmds,t, dds,d5 mrdmrffm 5s3f RRmdrt,s,
|
||
N3:#r d7s d8 z8 d3s4-s sfmsfrm s6l 6dtlt 4d9 sms sfmsflls 3dsltdd s4d7 ssfm
|
||
Q0:${N:New}N4:#s, d10 f3d3 z8 d5ms-s d4ssd 9 r6-ss s's'd4f 3d4s d20 m3f FFs's3d
|
||
N4:#s, d10 f3d3 z8 d5m,s-s d4ssd 9 r6-ss s's'd4f 3d4s d20 m3f FFs's3d
|
||
Y1:Ry Jehova\h Ray Tsitoha/Mba avi_a hi_aloha/Sy hi_aro ny mpandeha/Lavi-dalana haleha/Mba jereo ny olonao/Sarak’olona irery/Sady tsy mba manan-kery/Ka jereo ry Tomponay!/Ka jereo ry Tomponay/Mba tazano ny mpandeha; Mba tazano ny mpandeha; Mba tazano ny mpandeha/Hi_anao no herinay.
|
||
Y2:Ao ny andro mamanala,/Sakambino ao an’ala:/Ra\ha mandeha mita rano,/Mba hazòny sy tantano,/Ka vonjeo ny olonao;/Be ny zavatra mihatra/I\zay manimba sy mandratra,/Ka vonjeo, ry Tomponay! Ka vonjeo, ry Tomponay!/Mba arovy ny mpandeha; Mba arovy ny mpandeha; Mba arovy ny mpandeha;/Hi_anao no aronay.
|
||
Y3:Raha ory, mba tohano,/Ka vimbino sy tantano/Tsy ho reraka ny fony,/Aza\ afoy, fa mba hazòny,/I_antrao ny olonao;/Ra\ha mahantra izy any,/Ory sady mitomany,/Ka vangio, ry Tomponay! Ka vangio, ry Tomponay!/Mba tsarovy ny mpandeha; Mba tsarovy ny mpandeha; Mba tsarovy ny mpandeha;/Hi_anao no tokinay.
|