10 lines
1.1 KiB
Text
10 lines
1.1 KiB
Text
M0:|c:G|m:4/4 Vonona|u:https://hymnary.org/tune/st_michaels_55435|t:FFPM 675 Indreo ao an-danitra|h:Charles Henry Purday 1799-1885|a:Hans Adolf Brorson 1694-1764 nad. Andriamampihantona 1868-1928|r:14.14.12.14
|
|
U0:zC:${x2}4 6244 6244 4444 (84)/${x0} 4 6244 6244 88 C/4 6244 6244 4444 (84)
|
|
N1:#l, ssfmsfmrfmdlrdt ssfmsfmrfmrdtrd srdtsfmrrmFs ssfmsfmrfmrdtrd
|
|
N2:#f, dmrddrdtrdslls- dmrddrdtrdlssfm, stlssrdttddt dmrddrdtrdlssfm,
|
|
N3:#t, msssms5mffmr msssms5fmrtd tssrts5rr msssms5fmrtd
|
|
N4:#f, d5tdstddffs- d5tdstdfs3d, s5tdssdls d5tdstdfs3d
|
|
Y1:Indre_o ao an-danitra ny olo-marobe,/Mitsangana manatrika ny Zanak'ondry re!/Akanjo fotsy lava no anaovany,/Ka sampam-palma fandresena eo an-tanany.
|
|
Y2:Ka iza moa ire_o, ary avy taiza re?/Ireny di_a avy tamim-pahori_am-be,/Nanasa sy namotsy ny akanjony/Tao amin-dran'ny Zanakondry, I\zay Mpanavony.
|
|
Y3:Ny ti_a ny maloto tsy ho ao, andanitra,/Fa masina ny tonga any, sady sambatra/Mihira fiderana sy fisaorana/No zavatra ataony amimpifali_ana.
|
|
Y4:Endrey, maniry mafy aho mba ho isany,/Hi_araka hihoby sy hifaly aminy;/Anefa an'ny Tompo ny foto_ana,/Ka di_a Izy no manendry ny hodi_ana.
|