11 lines
1.1 KiB
Text
11 lines
1.1 KiB
Text
M0:|c:C|m:4/4|t:FFPM 444 (1) Ry Raiko feno antra|h:Ira David Sankey 1840-1908|a:R. Baron 1847-1907|r:7676D
|
||
U0:zC:4 6244 (62)4/4 6244 C/4 6244 (62)4/4 6244 C/4 6244 (62)4/4 4444 (84)/4 6244 (44)4/4 6262 C
|
||
N1:#r ssfmddtl lslsmr ssfmddtl lssltd sr'tssm'ds sf'm'r'ddt sltddr'f'm' r'ddr'dd
|
||
N2:#t, mmrdmf-f fmfmdt fmrdslsf fmmffm sfffssmm ssslls- sffmmfll lsmfmm
|
||
N3:#s ddsssltd 5ss sdssdd-d ddstss strtsdsd srdrRmr ddssdlrD rmdtdd
|
||
N4:#s, d5f-f fd4s tdddmf-f fs'2sd s'5d-d s't'd'fFs'- mfrddfrm fs'4d
|
||
Y1:Ry Raiko feno antra!/Inty ny zanakao,/Ny foko dia mahantra/Ra\ha lavitra\ aminao;/Fa tany karankaina/Izao tontolo\ izao/Ka reraka ny aina/Mihataka\ aminao.
|
||
Y2:Nivezivezy aho/Nikaro-java-tsoa,/Izay rehetra hita/Nandramana\ avokoa;/Nandany taona maro/Nanaran-tsitrapo,/Kanefa tsy nahazo/Izay mahafa-po./
|
||
Y3:Mamitaka mihitsy/Izao tontolo\ izao,/Ny mamy dia mangidy,/I\zay tena soa tsy ao;/Koa aza mba\ adalainy/Intsony re, ny fo!/Andeha mba ho hendry/Hatramin’ny anio./
|
||
Y4:Ry Jeso, Mofon’aina/Sy ranon’aina koa/Hianao no mahatony/Izay filan’ny fo;/Hianao no mahavoky/Hianao no manome/Izay irin’ny foko,/Dia hasambaram-be/
|
||
|