feufaro/composeApp/src/commonMain/composeResources/files/ffpm-249.txt
2025-09-22 08:16:09 +02:00

12 lines
1.1 KiB
Text

M0:|c:Bb|m:3/4 Milantolanto|r:11.10.11.10|t:FFPM 249 Tompon'ny lanitra ô! Mba tahio|a:P. Nilsen Lund 1842-1914|h:WESLEY Lowell Mason 1792-1872|u:https://hymnary.org/tune/wesley_mason
Q0:${N:New}U0:z0:8y 444 444 48/ 8y 8y 444 C/ 8y 444 444 48/ 8y 4(22)4 444 C
U0:z0:8y 444 444 44z4/ 8y 8y 444 8z4/ 8y 444 444 44z4/ 8y 4(22)4 444 8z4
N1:#s, dtlsssldlls/ mrrdttlsF,s/ dtlsssffmmr/#t, smfstwdfmrd
N2:#r, mmfmmmf4m/ sssFssmrrr/ mmfmms6/ s5fmlsfm
N3:#s, ssd5ld3/ dr5dtlt/ ssd4ttddtmdrmrwdddtd
N4:#d, d6fffdd/ dttlssdrrsd5mrrdss/ d'4swlfssd
Y1:Tompon'ny lanitra ô! Mba tahio_/Izy izay ta-hanatona\ Anao,/Ka ta-handray ny batisa ani_o,/Sady maniry mba ho zanakao.
Y2:Ampifali_o ny fony, i\zay ory/Sady mi_aiky ny ota natao,/Ary ny ratsy maniry fongory,/Ka mba ome_o ny aina vaovao.
Y3:Izy manaiky hitana ny so_a/Sady mandà ny devoly izao;/Aoka hiseho ho mpino toko_a/Amin'ny fomba sy asa vaovao.
Y4:Afon'ny lanitra ô! Mba avi_a,/Ka ateraho ny fony izao,/Ary tarihonao mba tsy hani_a,/Fa te-ho sambatra ao aminao.
Y5:Andri_amanitra Ray be fiti_a,/Taomy ny maro hanatona\ Anao,/Ny Fi_angonanao, ho be mpiti_a,/Ho marobe ny ankohonanao/