12 lines
978 B
Text
12 lines
978 B
Text
M0:|c:Bb|m:3/4|r:CM|t:FFPM 239 (1) Ry Jeso! Vory izahay|a:William Edward Cousins 1840-1939|h:George Smart 1776-1867|u:https://hymnary.org/tune/wiltshire_smart
|
|
U0:z8:4 (44)4 (422)4 (44)4 8/4 (44)4 (44)4 (44)/4 (44)4 (y4)4 (44)4 (44)/(22) (44)/(22) (62)4 8
|
|
N1:#s, sm,sddtwdfmrm/ sswssmddt/ rd-tdwwrmfmmr/ mdlwrdtltd
|
|
N2:#m, mmwsswfmlsfm/ mfmfmwssw/ smsfmfssswssw/ swsffwfwfm
|
|
N3:#s, sswmrrwddwtd/ drdtds'mmrtdwrdwwtdrddt/ dwdrrwrwss
|
|
N4:#t,, ddmssswlfssd/ dtdrdwmsw/ sdmsdwmsdtdsw/ mwfwrwswsd
|
|
Y1:Ry Jeso! Vory izahay,/Fa andronao anio./Dia avy mba hivavaka/Atỳ an-tranonao.
|
|
Y2:Ka na\ aiza na\ aiza ny\ olonao/No vory toy izao,/Ny herinao mba asehoy,/Efao ny teninao.
|
|
Y3:Ny hira ikambananay/Atỳ an-tranonao,/Ekeo ho fanandratana/Ny voninahitrao.
|
|
Y4:Ny vavaka tononinay/Eo anatrehanao,/Mba raiso ho fanatitra/Ankasitrahanao.
|
|
Y5:Ny teny fitarainana/Ataon'ny ory koa/Solo_y fifali_ana;/Hisaoranay Anao.
|
|
Y6:Ny teninao halahatra/Hambininao anie,/Hamelom-piti_avana/Am-pon'izay mandre.
|