11 lines
922 B
Text
11 lines
922 B
Text
M0:|t:FFPM 149 Efa lasa Jeso Tompo|a:J. Richardson 1844-1922|r:87878785|c:C|m:4/4 Miadanadana
|
|
U0:z8:62 4444 48/y 4444 8/44 4444 48/y 4444 8/44 4462 48/y 4462 44/44 4462 44/44 88 8
|
|
N1:#fm,fsslssddrmrdlsm,fsslssdddtdrtdm,fsslssddrmmmrrddtlldllsm,sdrd
|
|
N2:drmmfmmmmfsfmfmdrmmfmmmmmrmfrmdrmmfmmmmfsssffmmrddfffmdmmfm
|
|
N3:#sz30sssddddsssdddddssSllldddsdsss
|
|
N4: z30dddddddddddddddddmffffddddds,d
|
|
Y1:Efa lasa Jeso Tompo,/Hanambo_atra izao/Fito_era-mahafaly/Iza re no tsy hankao?/${R=}Fa\ ao anko_atr'i Jordana,/Ao an-danitra\ ao ambony/Misy fitsaharan-tsara/Ho an'ny madio.
|
|
Y2:Tany tsy idiran'ota,/Tany masina sy soa,/Ka izay rehetra\ hankany/Dia ho masina\ avokoa :
|
|
Y3:Fa izay matoky tena,/Ny tsy mety mino koa,/Tsy avelany hankany,/Fa ho laviny tokoa:
|
|
Y4:Ny mandao ny fomba ratsy/Ny mahazo fo vaovao,/Ny navotan'i Jesosy,/Di_a izy no hankao:
|
|
Y5:Ry mpanota saiky very!/Mibebaha re anio;/Maniri_a hovonjena,/Ka ny fahotana\ ario:
|