12 lines
1.3 KiB
Text
12 lines
1.3 KiB
Text
M0:|t:FFPM 120 Ry mino ô, avia re|a:Dr. Martin Luther 1483-1546 nad. Rajaobelona 1868-1938|r:8787887|h:NUN FREUT EUCH (Feon-kira alemana 1523)|c:G|m:4/4
|
||
U0:zC:${x2}4 4444 444/4 4444 (44)4/${x0}4 4444 444/4 4462 444/4 4444 (422)4
|
||
N1:#s, ddsdfmrd drfmrltd ddsdfmrd drfmrltd #d dfmfssFs slfsfmrd mrs,drmr-d
|
||
N2:#m, mssmlsfm ddtdlmss fsfmflSl ddtdlmss l4sllt ddltsstd slsmls-fm
|
||
N3:#t, ddtdddtd mlfsfdrm ddtdrmmm slfsfdrm ffDrrmrr mffrrdfm ddtdddt-s,
|
||
N4:#d, dmslfssd lfrmflsd' lmsltd'tl mfrmflsd frlr'td'r's d'frstd'sl mfslfs--d
|
||
Y1:Ry mino ô, avi_a re!/Hi_ara-mankalaza/Ilay mpanjaka lehibe,/Fa tena mahagaga/Sy sarobidy ani_e/Ny fa\haso_avan-dehibe/Nomeny ho antsika.
|
||
Y2:Tsy asa so_a vitako/No tokiko anefa,/Fa ny Andri_amanitro/No tsy nisalasala/Hanafaka ny otako,/Nomeny mba ho avotro/Ny Zanany malala.
|
||
Y3:Jesosy faly eram-po/Hamonjy ahy very,/Ka azoko ny indrafo,/I\zay vitan’Izy\ irery,/Izaho tena afa-po,/Tsy misy atahorako,/Izaho tsy ho very.
|
||
Y4:Jesosy Kristy Tompo ô!/Izaho ta-hamaly/Ny teny fi_antso_anao:/«Mba manatòna Ahy!/Izaho di_a ho anao,/Ho Ahy kosa hi_anao.»/Ka manampi_a ahy.
|
||
Y5:Ny ranao so_a nitete/No nanadi_o ahy/Ny ainao sarobidy re/No nanavotana \ahy./Mba hitoki_ako anie/Ny famonjena lehibe/Natolotra_o ahy.
|
||
Y6:Isaorana\ eram-po anie/Ny Tompo Zanahary,/Fa Izy efa nanome/Ny Zanany nijaly,/Ka ny devoly loza be,/Ny ota sy ny heloka/Ho resy sy ho faty.
|