10 lines
867 B
Text
10 lines
867 B
Text
M0:|c:G|m:4/4|t:FFPM 100 Moa mba efa nisy va|r:77.77.77|a:A. Rakotovao, 1880-1956
|
||
U0:z0:${x4} 62446280/ ${x0} 62444(22)80/ 62446280
|
||
N1:mrddfmr/ slsmrdd/ t,drfmrd/ rmflsfm/ mrddf-mr/ slsmrdd
|
||
N2:#m, sfmssdt/ dddsfmm/ s7/ ssttd3/ sSl3tdt/ d4tss
|
||
N3:#t, d4tdr/ mfmdtdd/ rmftdrm/ tdrfmls/ d4r-ss/ mfmsfmm
|
||
N4:#d, d3ms3/ d3msdd/ s4d'3/ s4d'3/ dmffr-ds/ dddmsd'2
|
||
Y1:Moa mba efa nisy va,/Fahoriana toy izao?/Jeso ‘Lay Mpanisy soa,/Tompo sy Mpanjaka koa,/Entina tsy meloka,/Entina\ any Kalvary.
|
||
Y2:He, ny lanivo_any/Vo_atsindron-defona!/Tongotra\ aman-tanany/Vo_afantsika\ avokoa./Eny, fa ny ainy koa,/Foiny tany Kalvary.
|
||
Y3:Mafy ‘zay ,ry Jeso ô!/Mafy nefa zakanao;/Ny fitiavanao anay!/No niaretanao izay!/Menatra\ aho, Jeso ô,/Ra\ha hadino Kalvary.
|
||
Y4:Taomy aho, Jeso ô!/Mba ho any Kalvary;/Ka ny foko tsy madio/Mba di_ovinao anio,/Ento aho Jeso ô!/Ento any Kalvary.//
|