M0:|c:G|m:4/4|a:William Edward Cousins 1840-1939|h:STUTTGART Christian Friedrich Witt 1660-1717|r:8787|t:FFPM 259 Ny latabatrao, ry Jeso U0:z0:4444 4444/ 4444 448/ 4444 4444/ 444(22) (22)48 N1:s,s,ddrrmd sslfrsm mmrmdrt,s, dl,s,d-d-t,d N2:#m, ssmmlsss d5td s5Fs3 fms-s-ss N3:#t, mrdddtdm dmflsss ddttmrrt ddsm-rmfm N4:#r, dtlsfsdd, md,frssd d,msslrss mfdmfs-sd, Y1:Ny latabatrao, ry Jeso,/Dia atrehinay izao;/Ny fanahinay vokiso/Amin’ny fiti_anao! Y2:Tsy nitady zo sy laza/I_anao, ry Tomponay,/Fo_inao ny ainao aza/Nanavotanao anay! Y3:Jeso ô, ny ranao so_a/No nataonao avotray/Mba hanafaka\ avoko_a/I\zay tsy mahadio anay! Y4:Manomeza mofon’aina,/Tompo ô, ho tanjakay;/Mihainoa ny mitaraina/Mamalia ny hatakay! Y5:Ny fanahinay ry Tompo,/Raiso fa atolotray;/Faly izahay hanompo/Sy hanao ny sitrakao!