M0:|c:D|m:3/4 Miadanadana|t:FFPM 94 Gologota no jereo|a:S. Rabary 1902-1963|r:78787878 U0:z0:${x4} 84y44 O/ 84y44 4K/ ${x0} N1:drmRmls/ #m dtdtdlsm/ #d drmRmls/ drmfmrdd/ #sdtdrdls/ #d mmmrdmmr/ drmfssd'/ sfmrmrdd N2:d5Rm/ mfsfsfmd/ d5Rm/ #s, llsddtss/ mrmfmfm/ d7t/ dddtdfm/ mrdddtss N3:#m mfsFsFs/ ssdrddds/ mfsFsFs/ mfslsfmm/ s3d4/ ssl4sf/ mfssstd/ dlsfsfmm N4:d7/ drmfmfdd/ d7/ #m, lfmfssdd/ d7/ ddl4ss/ #d dddrmrd/ drmfss, dd Y1:Gologota no jereo:/Ao ny hazo fijaliana,/Indro re, mihantona\ eo/Jeso, sady harabina,/Moa mba fantatrao, ry fo,/Ny fitiavan’i Jesosy?/‘Zay nandefitra tokoa,/Ary koa ninia ho resy Y2:Famonjena ho anao/No netezany hihafy,/Ka hijaly toy izao/Sy hi_aritra ny mafy./He, ny rany nitete/Vokatry ny fanomboana;/Vetivety foana re/Dia ho faty ao ny Tompo. Y3:Mitsangàna, mi_aingà,/Nde\ha mankany Gologota:/Ao no latsaka ny ra/Hamonjena ny mpanota/Io no hany mahadio,/Antoka tsy hay ravàna;/Eny, samy afak’io/‘Zay rehetra fahotàna.