M0:|c:Bb|m:6/4|t:FFPM 444 Ry Raiko Feno Antra|a:R. Baron 1847-1907|h:|r:7.6.7.6.D. U0:zK:4 8484 C8/4 8484 (C8)/4 8484 C8/4 84(44)4 K/${c:F}4 8484 C8/4 84(44)4 K/4 8484 C8/4 8484 K/${c:Bb}4 8484 C8/4 8484 (C8)/4 8484 C8/4 84(44)4 K N1:#m,ssslssm/sddrrm'r/rddttld/lsdtltd/#dssslssm/ssrrdrm/ssslssm/ssfmrd/#m,ssslssm/sddrrm'r/rddttld/lsdtltd N2:#d,mmmfmmd/msssss-/fmmSSll/fmsf-fm/#l,d7/dtttltd/mmmfmmd/mmrdtd/#d,mmmfmmd/ms5-/fmmSSll/fmsf-fm N3:#s,dddddds/dddttdt/tdmmrdd/ddmr-rd/mmmfmm#rs/mrss-ss/sddddds/ssssfm/#s,d6s/dddttdt/tdmmrdd/ddmr-rd N4:#d,d7/dmmssd's/sllmmff/fsss-sd/#s,d7/dsss-sd/d7/dssssd/#d,d7/dmmssds/sllmmff/fsss-sd Y1:Ry Raiko feno antra!/Inty ny zanakao,/Ny foko dia mahantra/Ra\ha lavitra\ aminao;/Fa tany karankaina/Izao tontolo\ izao/Ka reraka ny aina/Mihataka\ aminao.${R=}Ry Raiko feno antra!/Inty ny zanakao,/Ny foko dia mahantra/Ra\ha lavitra\ aminao. Y2:Nivezivezy aho/Nikaro-java-tsoa,/Izay rehetra hita/Nandramana\ avokoa;/Nandany taona maro/Nanaran-tsitrapo,/Kanefa tsy nahazo/Izay mahafa-po./Ry Raiko feno antra! Y3:Mamitaka mihitsy/Izao tontolo\ izao,/Ny mamy dia mangidy,/I\zay tena soa tsy ao;/Koa aza mba\ adalainy/Intsony re, ny fo!/Andeha mba ho hendry/Hatramin’ny anio./Ry Raiko feno antra! Y4:Ry Jeso, Mofon’aina/Sy ranon’aina koa/Hianao no mahatony/Izay filan’ny fo;/Hianao no mahavoky/Hianao no manome/Izay irin’ny foko,/Dia hasambaram-be/Ry Raiko feno antra!