M0:|t:FFPM 181 Fanahy Mpanazava|a:A. Ravoajanahary 1881-1971|r:7.6.7.6. D|c:G|m:4/4 Faingampaingana.|h:Arthur Henry Mann 1850-1929 I0:ews-135.txt:^(M|E|N2) N2:#m, ss-sfm-ss ss-tdss d.DDr.l.l.l llFFFf- fm-sfmsss sst-dss dDDrlllfsfffm Y1:Fanahy Mpanazava,/Ny foko hazavao,/Maniry lalandava/Ny Pentekositrao./Ny aizina\ ao am-poko,/Fongàny re ho lao;/Ny foko mitoloko,/Maniry\ indrindra\ Anao. Y2:Fanahy Mpanadi_o,/Ny foko mba sasao,/Di_ovy re ani_o/Ho tena lapanao;/Ny hevitra misoko/‘Zay te-handroaka\ Anao,/Dia ota te-hijoko,/Esory sy fafao. Y3:Fanahy, Mampahery/‘Zay reraka sy voa,/Ny foko re dia tery/Hiantoraka\ Aminao,/Izay mandrebireby,/Ro_ahy re izao,/Ny fo mitebiteby,/Hi_ondana\ Aminao. Amena.