M0:|t:FFPM 612 Ry Ray Mpiaro lehibe|a:J.A. Houlder, 1844 - 1932|c:Eb|m:4/4 Milantolanto|r:L.M.|h:George Hews 1835-1873 U0:z0:42244 (22)(22)8/ 4224(22) (22)(22)8/ 42244 (22)(22)(44)/ 42262 448 N1: mRmdmrmfsm sFsmmssffmr mrrdrmfslr- mssfrdt,d N2:#f, dddddtdrtd dddddmmrrdt dttltd-d-dt ddddlsfm, N3: sFsmss-s-s mRmss-s-s-s ssfmss-s-s- sTTlfmrd N4:#s, ddddss-s-d ddddd-t-d-s dsSlsdrmfs's'dmmff,ssd Y1:Ry Ray, Mpi_aro lehibe,/Mba mihaino_a ahy e,/Ka\ ampi_o aho hanao hoe:/Hatao anie ny sitrakao! Y2:Izay rehetra sitrakao/No aoka mba hatao izao,/Fa mahasoa ny ti_anao:/Hatao anie ny sitrakao! Y3:Na sarotra\ aza ny hatao,/Mba manampia ny zanakao/Hanaraka ny teninao:/Hatao anie ny sitrakao! Y4:Na tonga aza ny manjo,/Ka ory sy mivadi-po,/Ho toy izao no teniko:/Hatao anie ny sitrakao! Y5:Mba tanterahonao tokoa/Izay kasainao hahasoa;/Ny tena sy fanahy koa;/Hatao anie ny sitrakao! Y6:He, Hi_anao dia tsy mandao/Izay voaray ho olonao/Ka mankatò ny didinao;/Hatao anie ny sitrakao!