M0:|t:FFPM 23 Tsy misy zava-mahasoa|a:G. Cousins 1842-1926|c:Bb|r:C.M.|m:3/4|h:J. Walch, 1837 - 1901 U0:z0:444 84 (44)4 C/ 444 (44)4 (84)/ 444 (44)4 (44)4 C/ 444 (44)4 C N1:#f, dtlsm,ftls mrdtdls- dtls-m,ftls ltdm-rd N2:#d, msfmmrffm ssss-Fs- ssffmdf-rm lSssFfm N3:#l, dddddtrtd dtdrmdt- dddd-ddrtd drmdltd N4:#d, ddddds-sd drmr-rsf mmfd-Tlsfm ffms-sd' Y1:Tsy misy zava-mahasoa,/Andri_amanitra\ ô!/'Zay tsy nataonao ho anay/Mba hifalianay. Y2:Tsy misy singan'ahitra,/Na ravin-kazo koa/Izay tsy amantaranay/Fa hendry Hi_anao. Y3:Ny kintana mazava\ erỳ/Maneho avokoa/Fa sitrakao hanafaka/Ny aizina\ aminay. Y4:Izay rehetra tazanay/Dia voninahitrao;/Izay rehetra takona/Milaza\ izany koa . Y5:Ny tany sy ny lanitra/Nataon'ny herinao/Dia azo i_anarana/Ny famindramponao.