M0:|c:Eb|m:2/4|t:FFPM 546 Haleloia, Haleloia, Jeso No Mpamonjiko|a:H. Rabeony 1860 eo ho eo - 1956|h:H. Rabeony 1860 eo ho eo - 1956|r:8.7.8.7.D. U0:z4:z224y62yy62yy62yy624t4yyy624t4yyy624t4yyy44t(111)18ty62yy(22)yyy6z2zG N1:s,#l,ssfmdtdrtddfffslmmmrdr#rsttlsdsssslsssttlsdsmmmrdrs,sssfmd,d,fldlsmmfslsfmrffslts#t,sdrmfs-ldtdmrd N2:#s,smmrdssstssTllldddddllttr4mddt4ddt4dmd5tsmmmrddTldffmdD4-D-drrmffmsstddTddlssdts N3:#rsdtlsmrmfrmmfffmffF4frf4smmrrrfmmrfffmssF4ssddtlssmffltdsl4Tlsssr'r'dsmfsls-drrmsfm N4:#f,sd4ls4ddffld#s,ffrrrrss6dds4dds#l,sssd'ddllrr#f,ssd7f4ddD4-D-rs5dfmrdlm,-frs4d Y1:Inty aho Jesoa !/Miantso ahy Hianao/Na dia tsy mendrika e/Manolo-tena izao/Hianao no nifidy/Tsy haiko ny handà/‘Ty antso sarobidy/Ry Tompo, mamelà/Ny heloko rehetra/Diovy aho, havaozy/Ho olom-baovao/Hanao ny sitrakao/Ho mendrika tokoa/Ny antsonao Jesoa. Y2:Inty aho Jeso miantso ahy Hianao/Ny fahalemeko anie/Ry Tompo fantatrao/Hianao no nifidy/Sy maniraka ahy/Avy Aminao Jesoa/Ny herin’ny fanahy/Ho entiko manao/Ny asa atolotrao/Fa sarotra e ny dia/Ry Tompo manampia/Ho mendrika tokoa/Ny antsonao Jesoa Y3:Inty aho Jesoa/Miantso ahy Hianao/Mba ho fahazavan’/Izao tontolo izao/Hianao no nifidy ahy/Ho fanasina/Hanefa ny adidy/Lehibe sy masina/Koa hamasino, Tompo/Fa vonona aho hanompo/Hombay ny herinao/Hitondra aim-baovao/Ho mendrika tokoa/Ny antsonao Jesoa