M0:|c:F|m:4/4|r:6.6.5.6|a:Gustave Stéphane Mondain 1872-1954|h:T. Bairstow|t:FFPM 636 Hianao ry Jeso ô U0:z0:4y44 G/4y44 G/ 4y44 4y44/ 4y44G N1:mmmmfm/mmmrmr/smfsmfrmfr/mmrdt,d N2:#m, d6/dddtdt/ddrmdrrdtr/dllsfm N3:ssfsls/s6/mssd's6/ ssfmrd N4:#f, d6/dddsds/ d5ttdrt/dffssd Y1:Hianao ry Jeso ô,/No mba hatoninay,/Tompon’ny aina Tompon’ny aina/Mba mihainoa ka\ avia! Y2:Mba hampangino re/Ny ao anatinay,/Tsy hisy renay Tsy hisy renay/Raha tsy fe_onao Y3:Aoka\ izahay handray/Ny fanavaozanao,/Ka mba hitovy Ka mba hitovy./Toe-tsaina Aminao Y4:Mafy ny adinay/Ka be ny tahotray,/Nefa tsy resy Nefa tsy resy/I\zay miankina\ Aminao Y5:Di_a tafi_onao/Amin’ny herinao,/Mba ho mpandresy Mba ho mpandresy/i\zahay mpi_anatrao Y6:Ny fonay hafanao/Mba hirehetanay/Amin’ny asa Amin’ny asa/I\zay omenao hatao Y7:Mba ho tanterakay/I\zay tena\ anjaranay,/Dia manomeza Dia manomeza/Fo miray Aminao!