M0:|t:FFPM 336 Ampodio izahay, Jehovah|a:John Fawcett1739-1817 nad. J. Richardson 1844-1922|r:8.7.8.7.4.7|h:William Litton Viner 1790-1867|c:A|m:4/4 Faingampaingana I0:ffpm-147.txt:^(M|Y) Y1:Ampodio ‘zahay, Jehova\h/Amin’ny fiti_anao,/Na\ aiza na\ aiza no haleha,/Aoka ho vimbininao!/Ô, ambino, Ô ambino/Izahay mpanomponao! Y2:Fa ny Teny renay anie/Aoka ho tadidy koa,/Ka mba hi_asanay saina/Hahazo_anay ny soa/Isan’andro Isan'andro/I\zay hi_ainanay atỳ!