M0:|t:FFPM 174 Fanahy Masina ô|a:William Edward Cousins 1840-1939|c:F|m:4/4|r:6.6.4.6.6.6.4.|h:E. Bunnett, 1834 - 1923 U0:z0:42244 (88)/ 42244 (88)/ 844 (88)/ 42244 (88)/ 42244 G/ 42244 (88)/ 844 G N1: mmmrdf- fffmrs- smFs- sssfmf- fffmrm mmmfsld dmrd N2:#s, dddtddt tttttdm rmdt- DDDDDr- rttttd dddtTl- slts N3: sssfsls ssssss- ssrrs smmlsfl ssssfs sssrmfR msfm N4:#s, dddrmr- rrrs'fmdtdls- lllllrd tssssd dddddf,F,sssd, Y1:Fanahy Masina\ ô!/Ny hevitray\ izao/Ovay ho vao;/Vonoy ny otanay,/Di_ovinao 'zahay/Ka ny fanahinay/Onenonao. Y2:Fanahy Masina\ ô!/Tsinjovinao izao/Ny olonao;/Mpananatra\ ô! Ovay/Ny eritreritray;/Ny hadiso_anay/Esorinao. Y3:Fanahy hendry ô!/Jereo 'zahay izao!/Ka hazavao;/Adala izahay,/Mania ny hevitray;/Dia atoroy anay/Ny lalanao. Y4:Fanahy Masina\ ô!/Mba asehoy izao/Ny antranao;/Be tahotra\ izahay,/Henoy ny hatakay,/Ka ny fanahinay/Ononinao.