M0:|h:J Neander, 1650-1680|c:G|m:3/4|a:L. Stueland 1843-1930|r:14.14.4.7.8|t:FFPM 54 Jeso Mpamonjy, Ilay Tompon'ny aina U0:z0:4444(22)4444444(444)C/444444444444(444)C/444C/4444(22)4C/444444(444)C N1:ddsm-rdt,l,s,l,t,dr--dddsmrdt,l,s,l,t,dr--dssslmfss-fmrs,l,t,drmr----d N2:s,l,s,dt,-l,s,f,m,f,f,s,l,s,f,m,#m, mfssfmFFsssslsfm/dtdd/ddsddtdt/sssstddt-s N3:mmrss-mmdddrddt,-d/#t, dddttdrdtdrddt-d/mfsf/sfrmf-ss/tdrmfslsfm N4:dl,t,ds,-l,m,f,d,f,r,m,f,s,-d,/ #d, lfmsSlrrssfmfs-d/#s,drmf/dltdr-ds/#d, ssfmrdfs-d Y1:Jeso Mpamonjy, I\lay Tompon’ny aina, no hita/Nidina teto an-tany hamonjy antsika:/O, mba derao/Izy Mpanavotra\ anao/Ka mifali_a ry mino! Y2:Indro ny tenin’anjely milaza ny so_a:/Teraka Jeso Mpamonjy antsika toko_a!/O, mba derao/Tonga ny andro vaovao,/Andron’ny Filazantsara! Y3:Dia iventesonao hira vaovao re izany;/Tonga Jesosy hamonjy izay mitomany!/O, mba derao/Afaka\ isika izao;/Izy Mpisolo antsika! Y4:Tonga ny Tompon’ny tompo hisolo ny ory,/Ka mifohaza ry olona mbola matory!/O, mba derao/Amin’ny fe_o vaovao/Jeso, I\lay Tompo mahery!