M0:|c:G|m:4/4 Miadanadana|h:P. Nilsen-Lund 1842-1914|a:Cecil Frances Alexander, 1818-1895 Nad. C. Borchgrevink 1841-1919|r:878777 B0:https://dacb.org/stories/madagascar/nilsen-lund-peder/ U0:z0:442222 42z2/44 22226${DC}z2 442222 6z2/44 22226z2 Q0:${N:New}U0:z0:442222 42z2/44 2222${DC}8 442222 6z2/44 22228 N1:#s,sdddrdts/ mrrrltd/ s'mfmrdr/ dtdrmrd N2:#m, sssdllss/ slllsfm/ ddddllt/ lSlddts N3:m4fr3/ drffrrd/ msfslls/ mmmlsfm N4:#r,dddlfFst/ dfrrssd, /ddlsFFs/ lmlfssd, Y1:Tany Betlehe\ma fahiny,/Nisy Zaza teraka,/${D:Tonga toy ny mpivahiny,/Nefa tena Zanaka./}Izy no Jesosinao,/Ka mba raiso ho anao! Y2:Ao ny lapa feno haja/Nisy Azy fahizay;/${D:Saotra, dera, aman-daza/Te_o anatrehan-dRay,/}I\zany no nilaozany/Hamonjeny ny atỳ. Y3:Zaza tsy nanota Izy,/Nefa Zaza toa anao,/${D:Koa ra_isonao, rankizy,/Mba ho tena havanao;/}Ary mba arahonao/I\zay fanaony hitanao. Y4:Raha sendra mitomany,/Izy hampangina\ anao,/${D:Izy koa hampahamamy/Izay fifali_anao;/}Matoki_a hi_anao,/Izy no Sakaizanao! Y5:Nefa mba henoy, ry Zaza:/Ao an-danitra\ Izy\ izao,/${D:Fa ho avy\ indray hitsara/An’izao tontolo\ izao;/}Ko_a mba fidi_onao/Izy ho Mpamonjinao!