M0:|c:Bb|m:4/4 Marisidrisika|t:FFPM 737 Ry Ray, tahionao|r:13.13.12.6.6|a:Ph. Rajohanesa 1879-1976|h:C. Malan 1787-1864 U0:zC:4 6244 C4 44(22)(22) (422)4/4 444(22) C4 4444 (844) G/ 82222 C4 4(22)44 C/4 4444 C4 4444 G/ 844 8(44) C N1:#s, sddmrd sllrdtls-f,m, sddm-rrdtltdtl-s fmrdtd sdtdrmr sddrrm sddrrm ltdrt-d N2:#d, smmsfmmffl-sfmr-d s4F-s7F-s 14 rms4 ml4S lfslsfm N3:#s, sdddtd 5-d-st-d sd4-tdrmrdr-dt tdrmfm3fmrdt tddttddmmllt lrdfr-d N4:#d, sddd'sddfff-f-s--d smmdl-smrdrmr--s 6dd'd'r'd'td's sdmssd'd'llffm ffmfs-d Y1:Ry Ray, tahi_onao i Madagasikara/I\zay nohasoavinao, Ka vo_akarakara,/Ka nandefasanao Ny teny masinao,/Dia angatahanay/Ny fitahi_anao/Ny fitahi_anao Y2:Ny fi_angonanao, ry Rain’ny fa\hazavana,/Izay natsanganao hatao Fahazavana/Ka nodidi_anao/Hanao ny asanao,/Dia angatahanay/Ny fitahi_anao/Ny fitahi_anao Y3:Ny asa maro be sy\ izay fanaovan-tso_a/Mi_orina eto\ izao, Ka sitrakao toko_a;/Ny fanjakana koa,/Izay natsanganao,/Dia angatahanay/Ny fitahi_anao/Ny fitahi_anao Y4:Ny tokantranonay, Ny tena sy fanahy,/Ny fivelomanay, Ry Rainay I\zay Mpi_ahy,/Ireo rehetra\ ireo/Dia i_antsoana\ Anao./Ka angatahanay/Ny fitahi_anao/Ny fitahi_anao