M0:|t:FFPM 671 (1) Ao an-danitra dia ho sambatra|c:C|m:3/4 Milantolanto|a:Anders Nilsson 18494-1912 nad. Valborg Anderssen 1851-1935|r:559669|h:Gordon C. Ruud 1920-1970 U0:z8:22 (44)4 822 (44)4 8/22 444 444 Gz4/22 444 8/22 444 8/22 444 444 8 N1:#r mfsdddmfsdlt rmflllsfm mfsmfs ddr'dls sslr'dtltd N2:drmwmmdrmwmf t,drfffmrd drmdrm ssllfm ssfffrffm N3:#s s3-s4d-s13 dssd 3ld 6rls4 N4:d3-d5-mr #s, s7td 7 mmfffd mmfrfs's'sd Y1:Ao an-danitra/Dia ho sambatra/Izay ti_a ny Tompo atỳ!/Malahelo izao,/Ravoravo re ao/Amin-dRaintsika\ an-danitra\ arỳ. Y2:Fahori_ana/Ao an-dàlana,/Fa iharan'ny zava-manjo;/Ao an-danitra re,/Fi_adanana be;/Mba hevero, ry havana ô! Y3:Aza kivy ô,/Ry fanahiko,/Na dia maizina aza atỳ;/Vetivety izao/Di_a hody\ hi_anao/Ao am-pahazavana arỳ. Y4:Ry Mpanavotray,/I\ndreto izahay/Mpivahiny an-dàlana\ izao;/Tsy tamana atỳ,/Te-hifindra arỳ/Ao an-danitra ao aminao./