I0:ffpm-59.txt:^(M|Y) M0:|c:D|m:4/4 Faingampaingana|t:FFPM 130 Hobio, ry olombelona|r:8878874848|a:Hans Adolf Brorson 1694-1764 Nad C. Borchgrevink 1841-1919|h:Philipp Nicolai 1556-1608 Y1:Hobio, ry olombelona!/Jesosy di_a velona,/Ny fasana dia rava;/${D:Misokatra ny lanitra,/Ny aizina sy tahotra,/Dia resin’ny mazava,/}Jeso Kristy/No deraina sy hajaina./Fa Mpamonjy,/Tompon’aina mahavonjy. Y2:He! Misy làlana indray/Ho ao an-danitra, izay/Mi_andry ao, ambony;/${D:Fa vitan’ny Mpanavotra/Ny vonjy mahasambatra,/Ka sitraky ny fony/}Handray izay/Mitomany, mba ho any/Amin-dRainy;/Fa izany di_a hainy.