M0:|a:Hans Adolf Brorson 1694-1764 Nad. D. Egenaes 1838-1921|r:8787D|h:(Bokin-kiran'i Freylignhausen 1670-1739)|t:FFPM 116 Miaingà, ry fo sy saina|c:D|m:4/4 Vonona U0:z0:4444 4444/ 6244 4(22)${DC}8/ 4444 4444 4444 (22)48/ 4444 4444/ 4444 4(22)8 N1:d#rrmrmFss ddttll-s dsllsfm#dd mfssf-mr ssfmfsmd rmfmrr-d N2:#s, dtdrdddt drrmmrdt dddrrtdd drrdltdt tdtddrdd ddtddt-s N3: msssdrrr slsssF-s ssffsssm slsmf-ss sssslsss lsfslsfm N4:#s, dsdtllss mFsmdr-s mmfrtsdd ddtdr-ds mmrddtdm fmrdf,s-d Y1:Mi_aingà, ry fo sy saina,/Mba ho any Golgota,/${D:Maty tao ny Tompon’aina,/Vita tao ny avotra,/}Ry mahantra, ry mani_a,/Sady raiki-tahotra,/Ny Mpamonjy be fiti_a/Hahitanao avotra. Y2:Fa ny ainao, ry Mpamonjy/Nisolo_anao anay,/${D:Hahazo_anay ny vonjy/Sy hahafa-trosa\ anay,/}Vatofantsika ny aiko/Hi_anao, Mpamonjy ô!/Ravoravo i\zao ny saiko,/Afakao ny heloko. Y3:Ny manjo atỳ an-tany/Tsy mba hatahorako;/${D:Fa izaho dia ho any/Amin’ny Mpanavotro,/}Tombon-dahiko toko_a/Ny fahafatesana,/Hahatrarako ny so_a,/Di_a ny fi_ainana.