M0:|c:A|m:3/4 Milamina|t:FFPM 161 Mivelatra eo imasoko|a:Ratovondrahety Rafihavanana 1919-|h:Ratovondrahety Rafihavanana 1919-|r:LMD U0:z8:48484(44)48/4 8484(44)4$Q8/4 8484848/4 (44)484(44)4$Q8/4 84(44)4848/4 84(44)4848/4 84(44)44(44)8/4 8484(44)4$Q8 N1:#s, sslsdmwrd/ sldsddtdr/ rrdtsdrm/ mmrdtddtls/ s4ltrdd/ ddddrms'ff/ mrdtwlswdm/ fmrdlsdtd N2:#r, mmfmsswss/ sffmmFwFs/ tlFs5/ sFwfssFwfs/ s4ws4/ d4wd4/ sllswfmwfs/ lsfmrmsfm N3:#t, d6mfm/ d6wdt/ r4tdtd/ ddwdrmmrdt/ t4drd3/ m4fsf3/ drrrwrmwdd/ ddtdddmrs, N4:#d, ddddmswtd'/ mfldllwls/ sFrsfmsd'/ d'lwlsdrwrs/ s3fwfm3/ d'3TwTl3/ sfFsltdtls/fsslfswsd Y1:Mivelatra\ eo imasoko,/Ny fiandri_anan-dehibe/Itoeran'ny Mpamonjiko,/Dia Jeso 'Lay nandresy re!/Fa niakatr'Izy ka nandao/'Ty tany fandalovana,/Mpanjaka ao an-dapany/Ka feno voninahitra. Y2:Anjely no manotrona/Arahin'olo-masina:/Ireo dia mandohalika/Am-panajana fatratra./Ny Tompo\ eo afovo_any,/Mamiratra ny tavany,/Ka feno hasambarana/Izay mahazo taratra. Y3:Kanefa tsy mipetraka/Ho endriky ny lanitra/'Lay Zanak'Andriamanitra/Fa miasa tsy mijanona./Renao va ny fifonany/Ho an'ny Fi_angonany/'Zay novidiny tamin-dRà,/Ka tiany hampakarina? Y4:Ekeo, ry Fi_angonana\ ô!/'Lay hany Mpanalàlana,/'Zay mandohalika\ amin-dRay,/Ka mitomany ho anao!/Ry Tompo, aza sasatra,/Ifony lalandava e!/'Zahay izay navotanao,/Fa te-hankao an-danitra./