M0:|A:https://www.wrightfuneral.com/obituaries/olaf-c-cartford|c:C|m:4/4 Marisidrisika|t:FFPM 647 He, sarotra ny lalam-pamonjena|a:Hans Adolf Brorson 1694-1764 nad. Richard Heyerdahl Christopherson Cartford 1881-1974|r:11.11.10.10|h:Hardenack Otto Conrad Zinck 1746-1832| Q0:${N:New}U0:zC:4 4444 4444 (44)2z2/4 4444 444(22) (44)2z2/4 4444 444/4 C/4 4444 4444 C U0:zC:4 4444 4444 (44)2z2/4 4444 444(22) (44)2z2/4 4444 444/4 8z4/4 4444 4444 C N1:#m smfssltdtl-s sltdtrrdt-l-s mfslsltddt dtlsmlfmr,d, N2:#t, d3rssfmssFs mFs3Fs3-sFr ddtd3rdrr dr3d3ttd N3:#f ssltddrdrd-t ddrdrlrm-rd-t #m sffmmffmFs sffssffsfm N4:mdl,s,mfrlsr-m dl,s,mrdt,dd-r-#s,s drrdTlSlls mrdtTlrssd Y1:He! Sarotra ny lalam-pamonjena,/Hitanana ny vonjy i\zay nomena,/Hamelona hatrao, am-parany/Ny fiti_avana voalohany. Y2:Ny maro dia mazàna mankamamy/Izao, tontolo\ izao, ka mora lany/Ny zotom-po sy ny fino_ana,/Dia tonga ti_a zava-po_ana. Y3:Malaina izy ka tsy te-hi_ady/Ny ady masina i\zay maro fady,/Ny lalan-tery di_a halany,/Fa ny malalaka no ti_any. Y4:Mazàna mety menatra ireny/Rehefa vo_atsindron-toriteny,/Fa hitany ny ratsy ao am-po,/Kanefa tsy mba te-hi_ova fo. Y5:Ry Jeso, Hi_anao no tokin'aina,/I\zay novonoina sy nankahalaina./Ome_o ahy faharetam-po,/Hi_aritra izay anjarako. Y6:Ra\ha reraka\ aho ka misalasala,/Dia aseho_inao, ry Ray Malala,/Ny lovako arỳ an-danitra/Hihazona\ ahy mba haharitra./