M0:|h:ARIZONA Robert Henry Earnshaw (1856-1929)|c:F|m:3/4|t:FFPM 20 Tsaroanay tooka izao|a:Daniel Owen Jones 1880-1951|r:LM I0:ews-33.txt:^(E|M|N4) N4:dddl,l,t,-s,dfmrd-df,l,s,ddt,l,ddfmrs,dt,d(f,)-s,-s,d Y1:Tsaro_anay tokoa izao/Ny so_a be noraisinay/Tsy tapaka\ avy Taminao,/Ry Andriananaharinay! Y2:Ny lasa itodihana/Dia mampiseho avokoa/Ny tanam-piti_avana/Mi_ahy sady manasoa! Y3:He koa ‘tỳ andronay itỳ/Izay di_avinay izao,/Dia voahodidina erỳ/Ny fitahi_ana\ Aminao! Y4:Dia tokinay tokoa izay/Fa mbola ho arovanao/Anio, ampitso, ra\hatrizay,/Izay mi_ankina\ Aminao! Y5:Ka di_a mba velomy re/Atỳ anatinay ny fo/Hahay misaotra\ Anao anie,/Ry Rainay be famindram-po!