M0:|c:G|m:3/4|r:CM|t:FFPM 359 (1) Tsy renao va ny feon'ny Ray|a:J.A. Houlder 1844-1932|h:CAMPMEETING (Anonymous) U0:z8:4 2244 224/4 2244 8/(22) 224(22)224/(22) 224(22) 8 N1:#t, dtrrrdmm mrmfls mssffrffmm dmmrftrd N2:#s, s2t3d4td5 mmrrtrrdd sdllls-s N3:mrfffms 5ffm s-s4-s3msffrf-m N4:#f, ds4d4 sdlfd d-s4-d4-f3s-d Y1:Tsy renao ve ny feon'ny Ray,/Ry malahelo fo?/Mi_antso hoe: "Avia, Avia,/Modi_a i_anao!" Y2:Ny Rainao be fitiavana/Hifaly aminao;/Ka hanome malalaka/Ra\ha hody i_anao! Y3:Na diso aza i_anao,/Mitebiteby koa;/Ny Rainao ta-handray anao/Ho sambatra tokoa! Y4:Modia an-tranonao arỳ,/Mahantra i_anao;/Tsy misy zava-tsoa atỳ/Hahafa-po anao! Y5:Ny voro-damba\ izay anao/Hesorina\ aminao,/Ka lamba tsara sy madio/No hitafi_anao! Y6:Mba maneke ny Teniny/Ankehitriny\ izao,/Fandrao dia hisy loza re/Hihatra aminao!