M0:|c:D|m:4/4 Vonona|r:7.8.7.8.13.13.8.13|t:FFPM 281 Vory eto izahay|a:Stef. Ramaka 1874-1957|h:Gordon C. Ruud 1920-1970 U0:z0:${x2}6244 444/4 6244 448/${x0} ${x2} 4444 4444 4444 G/${x0} 844 44(22)4 G/ 4444 4444 444(22) G N1:mmfmrmd/ sllsfmfr/ mmfmrmd/ sllsdmrd/ #m ssltddtsllsFs/ ssltddtsllsFs/ ssslslwtd/ rrdsllsfmf#drr-d N2:#s, d4ttd/ dddtrdrt/ d4ttd/ d6ts/ tddfmrrtddtdt/ rddfmrrtddtdt/ ttd4wfm/ #t,s4drrtdddtws, N3:#r sslsfsm/ sffrssls/ sslsfsm/ sffsmsfm/ ssffsFssmmrrr/ smffsFssmmrrr/ sssfmfwfs/ ttddlfrssflsfm N4:#m, d4ssl/ mffstdfs/ d4sSl/ mffmlssd/ #s, mmfrdlsmdlrrs/ tdfrdlsmdlrrs/ mmmfdfmrd/ s'fmmfrtsdlf, s-d Y1:Vory eto izahay/Hihevitra ny asanao/Tompo, manatre\ha anay/Ka asehoy ny sitrakao/Aoka Hi_anao no mba hitarika anay/Ary ny Fanahinao hamelona\ aina\ anay/${R=}Tompo, tahi_o izahay/Mba ho voninahitrao ny asa vitanay Y2:Hahavita inona/Ny saina aman-kevitray?/Tena tsinontsinona/Ry Tompo ô Ny herinay/Ko_a mba midìna eto afovo_anay/Hanana\ aina masina ny fivori_anay Y3:Hi_anao no nanome/Ny asa hoheverinay/Tena\ adidy lehibe/No vo_atolotra anay/Enga\ anie ny sitrakao irery no hatao!/Aoka tsy ho vanona izay tsy sitrakao! Y4:Areheto aminay/Ny afom-piti_avanao/Mba hahaizanay miray/Mitory ny anaranao/Hahavory marobe hanatona Anao/Hampamirapiratra ny voninahitrao!/