M0:|c:D|m:6/4 Faingampaingana|t:FFPM 225 Atỳ an-tranonao izao|a:Rajaobelona 1868-1938|h:John Hart Stockton 1813-1877|u:https://hymnary.org/tune/the_great_physician_now_is_near_stockton|r:86868886 U0:zK:4 8484848/4 8484(C${DC}8)/4 (44)484848/ 4 (44)48484 8/4 8484848/4 8484(C8) N1:ssmdrmfs/ ssdmdrd/ ssltd'stls/ ssltd'stls/ ssmdrmfs/ ssdmdrd Q0:${N:New}N2:#t, d4tddd/ td6/ sswssmsfm/ sswssmsfm/ d4td3/ td4td Q0:${N:New}N3:#m mmsms4/ fmmsmfm/ stdrd5/ stdrd5/ mmsms4/ fmmsmfm Q0:${N:New}N4:d4s,drm/ rd4s,d/ sswfmdffd/ sswfmdffd d4s,drm/ rd4s,d N2:#t, d4tddd/ td6/ sswssmsfm/ sswssmsFs/ d4td3/ td4td N3:#m mmsms4/ fmmsmfm/ stdrd5/ stdrddrdt/ mmsms4/ fmmsmfm N4:d4s,drm/ rd4s,d/ sswfmdffd/ sswfmdrrs/ d4s,drm/ rd4s,d Y1:Atỳ an-tranonao izao/No i_angonanay/${D:Hitady so_a aminao,/Hahafaka\ ota\ anay,/}Hi_antso ny Anaranao,/Handinika ny teninao,/I\zay mahavelona anay,/Ka mba ambinonao. Y2:Na vitsy aza eto i\zao,/Na be no tonga\ atỳ,/${D:Dia aza mba lalovanao,/Atreho izahay!/}Ra\ha tonga eto Hi_anao/Dia ampy\ izany ho anay:/Ny fofonain'ny Tomponay/No mahavelom-po. Y3:Ra\ha misy mangatsi_a-po,/Mba hafanao, ry Ray;/${D:Iraho ny Fanahinao/Hamelona anay,/}Hanetsika ny mafy fo/Ho tonga mpino mankatò/Izay lazain'ny teninao/Hataon'ny zanakao. Y4:Izay rehetra tonga\ atỳ/Ampirisihonao,/${D:Ka aoka samy hankafy/Ny fanavotanao,/}Ny fonay mba sokafinao/Handray ny fananaranao;/Ao aminao ny hery be,/Efao ny sitrakao. Y5:Ambininao ny irakao/Hitory teny\ izao;/${D:Tolorinao ny hevitrao,/Ny fony hafanao;/}Sokafy re ny vavany,/Tendre_o koa ny lelany/Hilaza tsara aminay/Ny sitrakao, ry Ray./