M0:|c:C|m:3/4 Miadanadana|t:FFPM 190 Ry Fanahy Mpanazava, miandrandra Anao|a:Elevine Heede 1820-1883 Nad. Rajaobelona 1868-1938 Nad. M.J. Meeg, 1851-1924 Nad. J. Johnson 1864-1916|h:Elevine Heede 1820-1883|r:8.7.8.7.D U0:z8:22 6222 44/22 6222 8/22 6222 44/22 6222 8/22 6222 44/22 6222 8/22 6222 44/22 2244 8 N1:#m mfsddlsm/ slsmfsm/ mfsddlsm/ sltdtls/ ssrtlssd/ #s sdmmrdr/ #r lssmsddl/ tlsdmrd, N2:#l, drmssfmd/ d4ltd/ drmsffmd/ mmrFsFs/ ssf4mm/ mmssfms/ ffmdmsff/ sfmmdtd N3:#m s4ldds/ sfs5/ s4ldds/sssltdt/ tttrdtds/ ssddtdt/ ttdsssld/ dddssfm N4:#s, dddmffdd/ mfms'ssd/ dddmffdd/ #d ddr4s/ s6dd/ d4sls/ ssdddmff/ ffssss,d Y1:Ry Fanahy mpanazava/Mi_andrandra\ Anao ‘zahay,/Aza ela fa tongava,/Taomy ny fanahinay!/Mba ho fantatray mazava/‘Zay lazain’ny Teninao,/Areheto lalandava/Ao am-po ny afonao! Y2:Ry Jesosy, mitenena/Araka ny fombanao/Aminay i\zay manantena/Mba handre ny fe_onao!/Fo marary sy manahy/Mba tsaboy sy i_antrao;/Ny te hino fa tsy sahy,/Anehoy ny holatrao! Y3:Rainay mpanome ny so_a,/Mba henoy ny hatakay!/Ka ny tananao tsitoha/I_arovinao anay;/Ny tanora mba tahi_o,/Ny vaventy hafanao,/Mba ho hitanay ani_o/Fa atỳ ny Tenanao!