M0:|c:A|m:4/4 Milamindamina|r:888884|t:FFPM 270 Ry Tompo izay nanangona|a:Andriamampihantona 1868-1928|h:Erik Christian Hoff 1832-1894 U0:zC:4 4444 (22)(22)$Q4/(22) 222244 ${DC}C/ 4 442222 C/4 (84)4 C N1:#m, smfsslsltd/ twrdtstls/ sf'rdtdm'r/ ms'f'rd N2:#d, mdrmmfwfwm/ sws5Fr/ s8/ sslfm N3:#s, sssdddwfrd/ rwsltdrdt/ trtdrmdt/ ddwts N4:#d, d5fwrwl/ sfm4rrs/ ssfmrdds/ dmfsd Y1:Ry Tompo I\zay nanangona/Anay ho vato velona!/${D:Hazòny tsy handao Anao/Ny vato vo_arafitrao/}Fa maro no mandronjina/Handevona Y2:Jesosy Fehizoro ô/Mpifehy mora sady to!/${D:Tohano mafy izahay/Mba tsy hirodana indray/}Fa indro ny mpisompatra/Mandrirotra Y3:Ry Vato fampiraisana!/Tariho mba hikambana/${D:Ny vato vo_apaika re/Ho tonga trano lehibe/}Tsy zakan'ny mpandevona/Harodana Y4:Ny Kristi_ana marobe/Mba ampiraiso tsara re/${D:Hiray am-piti_avana/Ho velona fino_ana/}Ka mba hi_araka hanao/Ny asanao/