M0:|t:FFPM 92 Ry voasatro-tsilo|a:Amulphus de Lovanio 1200-1250 eo ho eo anglikana|r:7.6.7.6.D|h:Hans Leo Hassler 1561-1612|c:C|m:4/4 Miadana I0:ffpm-86.txt:^(M|Y|N1|N2|U) U0:zC:(22) (22)4(22)4 (44)4/4(22)(22)(22)(22) ${DC}C/(22) (22)(22)(22)(22) (422)4/ 4 (22)4(22)(22) C/4 (22)(22)44 (44)4/(22) (22)(22)44 C N1: m- l- s f- m r - m t d'- d'- tl t- l d'-t- s- l- t- d' -- d's l- s f- f- m d't- r'- d' t l - t m- f- m- r s m N2: d- dr m r- d d t, d r m- m- m- mr d m- r- rd d- f- f mr m m mr D m- r- D r r- s- s s s Fs dt,l,t, d- d t,d Y1:Ry vo_asatro-tsilo,/Ry vo_akapoka!/${D:Indrisy be ny loza/Manafotra Anao!/}Nitsaohan’ny anjely/Fahiny Hi_anao,/Fa henatra sy latsa/Anjaranao izao. Y2:Atolotro, ry Jeso/Ny foko ho Anao,/${D:Hi_araka hitondra/Ny fahori_anao./}Ra\ha henatra sy loza/No ho anjarako,/Dia Hi_anao, Mpamonjy,/No ifali_ako. Y3:Tsarovy aho, Tompo,/Ra\ha tratry ny manjo!/${D:Tsy mendrika\ aho nefa/Mba amindraonao fo!/}Ny ratranao no misy/Fanasitranana,/Ny ranao ahitana/Ny fi_adanana.