M0:|c:G|m:4/4 Miadanadana|t:FFPM 108 Ny hazo fijalianao|a:Isaac Watts 1674-1748 Nad. D. Ramanambintana 1893-1961|h:Feonkira gregorianina Nar. Lowell Mason 1792-1872| U0:z0:${x3} 844 8(44) 8(44) Cz4/ ${x0} 844 (44)8 8(44) Cz4 N1:ddrmrmfmrm mmmfmrdt,dr ddrmrmfmrm mmmr-drmrd N2:#s, sstdrDrdtd 6tds-t sstdrDrdtd 4t-ldt-s N3:mmssl-ls-s 4ls-sfms mmssl-ls-s 5fmlsfm N4:#s, ddsdfmrs-d 6fmrds ddsdfmrs-d 4s-lfs-d Y1:Ny hazo fijali_anao,/Ry Jeso Tompo maminay,/Dia an'izao tontolo i\zao,/Ka famonjena ho anay. Y2:Mivelatra\ eo ka hitanay/Izany fiti_avana;/Ka\ ampi_anaro izahay/Ho be fiti_a toa Anao. Y3:He! Latsaka\ eo ho avotray/Ny ranao masina sy soa/Ka mba sasao re izahay/Ho olona madio tokoa. Y4:Voatolotra\ eo mba ho anay/Ny famonjena vitanao;/Ka mba tariho izahay/Handray ny fa\haso_avanao. Y5:Mamiratra\ eo ka tazanay/Ny lanitra fonenanao;/Ka mba tantano izahay/Ho mendrika ho mponina\ ao. Y6:'Ndrey, tena ma\hafinaritra/Ny miara-monina\ Aminao;/Ka\ ampio i\zahay hi_aritra/Ny hazo fijali_anao.