M0:|c:C|m:4/4|r:11.11.12.5.5.|t:FFPM 46 : O Ry Mpanefa Ny Toky Rehetra|a:Lina Sandell, 1832-1903. Nad. Valborg Anderssen, 1851-1935|h:Feon-kira finlandey 1857 eo ho eo U0:z0:${mf}422${f}422 (22)${>}22${=}44/ ${p}422(22)22 4y44/ ${<}42${=}2${f}422 ${>}(22)2${=}2${p}22$Q4/ 22222222 ${rit} 2222$Q8 N1:#rmmmdtll-lsmd,/rrrs-lsrffmd,/mmmdtll-lsmd,m/#l,mrdrm---mrtdl N2:#s,dtrdrmr-rrdd/tttdtdrtrrdd/drrdrmr-rrddd/llltd---SSSSl N3:lmmmrdrmfssm/s4fmrs4m/sm3rdrmfssms/l5-3mmrmd N4:#s,lSSltdt-ttdd/s'ffmrdtsttdd/dttltdt-ttddd/(f---m)dld#m,m4l Y1:O! ry Mpanefa ny toky rehetra,/Mo_a ho ela vao tonga ny fetra?/Tena andrasanay ny fihavi_anao:/${R=}Aza ela, re! _3Aza ela, re! Y2:He! Izahay, fa vahiny mandalo/Indro manenjika ny fahavalo;/Ko_a henoy re ny senton’ny olonao: Y3:He! Ny vo_avotrao di_a mi_andry,/Na izahay na ireo nodimandry;/Tompo, tsinjovy ny fasan’ny olonao: Y4:Ary ny zavatra eto an-tany/Samy mi_ara-misento ihany,/Ka manantena ny mba hihavi_anao: Y5:Mbola ho ela va I\lay antenaina?/Tsia, fa akaiky izao ny maraina;/Ko\a andrandrao sy antso_y ny Tompo hoe: Y6:«Tsy mba ho ela, fa faingana Aho,/Ary hanafaka ny mitalaho»./«Eny, avi_a, faingàna, ry Tompo ô!» Y