M0:|t:FFPM 307 Iza no hanompo an'i Jesoa soa|a:R. Baron 1847-1907|h:J.R. Sweeney 1837-1899|c:A|m:4/4|r:11.11.11.11.11.11 U0:zO:${x4}:222244 22228/${x0} 22222222 22228/2222(22)(22)22228/ 6244 88/(22)(22)44G N1:#s, smmmmfmrrDr/sffffs'fmmRm/smRmdslfmfl/ssdrmdrrdtd/m-4rdls-3d/t--drDrRm-4/mmdmrl/sdtdmrd N2:#r, ms4lsf4/fs8Fs/ msFsmmflllf/mms4llsss/s-4fmfm---m/r--mfmfFs-4/sssdlf/mss-sfm N3:#s, d7ttTt/tttrrmrd4/d4sd6/dddtddffmrm/d5-d-d5/s4t-t-d5/#t, ddmsfd/dmrmdtd N4:#d, d6s5/ s6d'5/d6f5/ddmsd'mffssd/d5-d-d5/s5-s-ddmsd'/d'4ff/s-s-ssd Y1:Iza no hanompo an’i Jeso soa?/Iza no hanaiky mba ho Azy moa?/He, ny hatsarany; he, ny antra be!/Izy ta hamonjy ka meteza re!/${R=}/Je_4so Tomponay_5ô, i\ndre_3to izahay/Avy mba hanaiky, ka mandraisa anay! Y2:Iza re no mety, iza re lazao,/Hanome ny fony mba ho Azy\ izao?/He, mi_antso mafy Jeso Tompo tia:/«Zay rehetra mety, ô avia, avia!» Y3:Iza no mba sahy, sahy ao am-po/Ho mi_aramila fehin’i Jeso?/Iza no hiady ady tsara re,/Fa ny fahavalo dia marobe? Y4:Iza re no homba Azy\ ankehitrio/Mba hamonjy\ ireny azon’ny manjo?/Iza no hihafy sady hanome/Andro, hery, saina? Mamali_a e! Y5:Iza no hazoto mba hi_asa moa?/Iza no handroso mba ho hendry koa?/Iza no hanaiky, iza re lazao,/Mba ho an’i Jeso i\zao anio izao?