M0:|c:F|m:3/4 Moramora|t:FFPM 87 Nitomany ny Mpamonjy|a:P. Nilsen Lund 1842-1914|G. Nanini 1545-1607|r:887 $Q0:${N:New}U0:z0:8484848$Q4 / ${mf}${<}848${=}4848$Q4/ ${>} 84848${=}4$QC U0:z0:8484848$Q4 / 8484848$Q4/ 848484$QC N1:mfmmrrmm/ s5Fss/ ssllsss N2:#l, d5tdd/ rrddlltt/d5td N3:slsslsss/ ssmmr4/ mmffrrm Q0:${N:New}N4:#r, dfddfsdd/ ttddr'rss/ ddffssd N4:#r, dfddfsdd/ ttddr'rss/ ddffssd, Y1:Nitomany ny Mpamonjy,/Fa tsy nety ho trabonjy/Isra_ely olony. Y2:Izy di_a nanambara/Taminy ny teny tsara/Feno fiti_avana. Y3:Ka ny jamba, kilemaina,/Mo_ana sy very saina/Di_a nositraniny. Y4:He, ny so_a efa vita,/Nefa nody tsy nahita/Ny ankamaro_any. Y5:Ary, lotika ny fony,/Ko_a halany ny Ony/Feno rano velona. Y6:Ry Mpamonjiko malala!/Aoka aho hahalala/Ny fitomani_anao. Y7:Ary hahalala ko_a/Fa ny so_a mahavo_a/Raha tsy horaisina.