M0:|t:FFPM 346 Ny teninao, Jehovah ô, voatory|c:A|m:2/4 Faingampaingana|h:William Henry Havergal 1793-1870|r:CM|a:William Edward Cousins 1840-1939 I0:ffpm-112-2.txt:^(M|Y|I) Y1:Ny teninao, Jehova\h ô!/Voatory aminay/Tahi_o tsy ho levona,/Velominao anie! Y2:Izay voatory tsy anay,/Fa avy aminao,/Ka dia ny fanambinanao/No mba ilainay koa. Y3:Fa tsy mba ampy ho anay/Ny toriteninay/Ka tsy ho tokinay ireo/Ra\ha tsy ambininao Y4:Dia ampitoeronao izao/Ho eto aminay/Ny herin’ny Fanahinao/Mba hahasoa anay