feufaro/composeApp/src/commonMain/composeResources/files/ffpm-40.txt

11 lines
961 B
Text
Raw Normal View History

2025-12-10 15:32:24 +01:00
M0:|c:Ab|m:4/4|a:Gunerius Taraldsen Torvik 1871-1954|h:MORNING STAR James Proctor Harding 1850-1911|t:FFPM 40 Tonga ny fahazavan'i Ziona|r:11.10.11.10
U0:z0:844 844 (44)44 8(44)/ 844 844 (44)44 (88)/ 844 844 (44)44 88/ 844 844 (44)44 G
N1:#s, mrdtlssdtdmr- s'fmmrdtrdls- mrdtlssdms's'f mdrmdlsltrd
N2:#m, mmmfffs-FFss- s7-FFsf mmmfffs-dtll smlSmRm-ffm
N3:#s, ssssltd-dddt- dtddrmrtldt- ssssltd-dddd ddltddd-rtd
N4:#d, dddrrrm-llssf mrddt,l,r-rrs- dddrrrm-mmff slfmlFs-ssd'
Y1:Tonga ny fahazavani Zi_ona/Ravo ny tany i\zay maizina tao/Tapitra ko_a ny andro misaona/Ary ny tany mi_adana\ izao!
Y2:Tonga ny fahazavani Zi_ona/Efa nandrasana\ izay ela\ izay;/I\zao di_a tapitra ny fanompoana/Ka ampodina ny babo indray!
Y3:He, misy rano izay miboiboika/Any anefitra maina sy lao,/Feno ny hobiny ny lohasaha,/Manako_ako ny hira vaovao!
Y4:Indro ny tany sy nosy rehetra/Dia mankalaza ny Tompo izao;/Ny fanjakany dia tsy manam-petra/Miravoravo ny tany vaovao!