Y1:O! Ray Malala, asehoy/Ny haso_avanao;/Sasao ho afa-keloka/I\zahay ho zanakao:/${R=}Ho mafy ny fi_ezakay/Handia ny lalanao,/Tsy hisy hijanonanay,/Ra\ha tsy an-tranonao.
Y2:O! Ray Malala, mba henoy/Ny feonay zanakao;/Tantano ao an-dalana/Hankany aminao:
Y3:O! Ray Malala, hitanao/Ny hasambaranay;/Ny avotr'ain'ny Zanakao/No itoki_anay: