11 lines
1 KiB
Text
11 lines
1 KiB
Text
|
|
M0:|c:C|m:4/4|t:FFPM 19 Misaotra Anao, 'zahay izao|u:https://hymnary.org/hymn/NCH1937/page/223|a:Adelaide Anne Procter (1825-1864) R. Baron 1847-1907 (dikany malalaka)|h:Frederick C. Maker (1844-1927)|r:8.4.8.4.8.4
|
|||
|
|
U0:z0:44444444/488C/44444444/488C/44444444/488C
|
|||
|
|
N1:sd'd'tlsmdrmlr/mmmd'tlsFmrls/sllsdffmdrfm
|
|||
|
|
N2:sd'd'tlsmdt,ddt,/ddrmmmmrrddt,/rrrmddt,dddt,d
|
|||
|
|
N3:sd'd'tlsmdssls/ssSlr'd'TlslFs/tttd'slssslss
|
|||
|
|
N4:sd'd'tlsmds,dfs/ddt,l,t,dDrmFrs,/sffmmrrd${S:mfs}m,f,s,d
|
|||
|
|
Y1:Misaotra\ Anao zahay izao/Jehova\h Ray!/Fa efa notohizanao/Ny andronay,/Ka tonga\ atỳ an-tranonao,/Indray zahay.
|
|||
|
|
Y2:Misaotra\ Anao ‘zahay izao,/Ry Mpanome!/Ny so_a avy aminao/Tsy lany re,/Fa isan-andro misy vao,/Ka maro be.
|
|||
|
|
Y3:Misaotra\ Anao’zahay izao,/Ry Rainay soa!/Ny helokay navelanao,/Nefa\ iza moa/No mahalaza\ izay natao?/Fa be tokoa.
|
|||
|
|
Y4:Misaotra\ Anao’zahay izao,/Ry mora fo!/Ny mafy tsy sakananao/Tsy mba hanjo,/Fa be ny faniri_anao/Anay hadio.
|
|||
|
|
Y5:Misaotra\ Anao’zahay izao,/Ry Tomponay!/Ao aminao an-danitra\ ao/Honenanay,/Fa misy fitsaharana\ ao/Mandrakizay.
|