feufaro/composeApp/src/commonMain/composeResources/files/ffpm-145.txt

11 lines
1.3 KiB
Text
Raw Normal View History

2026-01-24 17:02:15 +01:00
M0:|t:FFPM 145 Efa velona tokoa|a:J. Andrianaivoravelona Z. 1877-1961|c:Bb|r:8.7.8.7. D|h:George Coles Stebbins 1846-1945|m:3/4
U0:z8:${x4}y 6222 44/22 6222 8/${x0}y 6222 44/22 622(11) 8
N1:#s,slsm,sddttdrrdtdslsm,sdmrrdtrdlsssrrdtdsdrmdrmrmfmrdsldtlsdsf,m,slsdmrdlfrdmrzdd
N2:#d,mfmdms8fmmfmdms7FFs6fmms4FFs4fmmffRRmsmrdmfmmsSlfllsd'tzss
N3:#s,dddsdmrrrmffmrd4sdmdtrmrtldttttfmrdddtdmrdtdrddsddltddmdssd8rrms'fzmm
N4:#d,d6s8d7sstdr4s7ddmsd'd'lrsssd4ffFFs4d6mffrfs4-d
Y1:Efa velona toko_a/Hi_anao, ry Tomponay!/Ka ny herinao tsy toha,/No manjaka hatrizay;/Fa ny fasana, ny ota,/Noresenao avokoa,/Zay no tokinay mpanota,/Tanjakay sy hery koa./Zay no tokinay mpanota,/Tanjakay sy hery koa.
Y2:Efa velona toko_a,/Hi_anao, ry Tomponay!/Lasa nanamboatra ko_a,/Fito_erana\ ho anay;/Tany tsy mba misy ota./Tsy hidiranny manjo./Tany so_a sy madi_o,/Maharavoravo fo./Tany so_a sy madi_o,/Maharavoravo fo.
Y3:Efa velona toko_a,/Hi_anao, ry Tomponay!/Ka misolo vava ko_a/Sy mifona ho anay;/Ny Fanahinao Omena,/Mba hitari-dalana;/He! Ny sentonay dia renao,/Jeso tena Havana./He! Ny sentonay dia renao,/Jeso tena Havana.
Y4:Efa velona toko_a,/Hi_anao, ry Tomponay!/Ary mbola ho\ avy ko_a;/Avy mba handray anay,/Maminay, ry Tompo tsara!/Hiara-monina\ aminao;/Eny, tena manan-jara/Zay mby eo akaikinao./Eny, tena manan-jara/Zay mby eo akaikinao.