Y1:Vita\ izao ny fandresena/Haleloia, halelo_ia/Azo koa ny famonjena,/Halelo_ia;/Resy re ny fasana/_7Sy ny fa\hafatesana/Fahavalo farany,/Fa Jeso nitsangana,/_7Tonga fanafahana;/${R=}Haleloia Haleloia Halelo_ia
Y2:To izao izay nambara:/Haleloia, halelo_ia/Fa ny fatotra nivaha:/Halelo_ia./Fo_ana ny fasana./_7Jeso re nitsangana/Tamin-kery lehibe/Ka torio ry mino e!/_7Eran-tany mba ho re:/Haleloia
Y3:Dia venteso ny hosana:/Haleloia, halelo_ia/Aoka tsy hihambahamba:/Halelo_ia./Fa\ efa velona tokoa/_7Lay Mpamonjy tsy mba roa/Zay nisolo voina\ anao;/Izy no nisantatra/_7Ny fiainan-tsambatra:/Haleloia