13 lines
1 KiB
Text
13 lines
1 KiB
Text
|
|
M0:|c:Eb|m:3/4|r:6.6.8.6.5.5.7.6.|t:FFPM 449 'Njay reko Tompo ô|a:L. Hartsough 1828-1919 Nad. J. Andrianaivoravelona 1877-1961|h:L. Hartsough 1828-1919
|
|||
|
|
U0:z8:(22) 6222 8/4 6222 8/4 6222 22$Q4/4 6222 8z4/ 6222 C/ 6222 C/6222 22$Q4/4 6222 8
|
|||
|
|
N1:dmsmrdd/drflsm/sd'tlslsm/drdmrd/d'tlsl/smrdr/slmrdrm/drdmrd
|
|||
|
|
N2:#t,d-mdtdd/dtrfmd/mmsfmfmd/dts,dtd/mmfmf/mdtdt/dddtdtd/dtsdtd
|
|||
|
|
N3:#rmsdsssm/msldds/sssdddds/msmsfm/ssddd/dssms/mfssmss/msmsfm
|
|||
|
|
N4:#s,d-d5/dssddd/d8/ds4d/d5/ddsss/d7/ds4d
|
|||
|
|
Y1:‘Njay reko Tompo ô!/‘Njay re ny fe_onao/Mi_antso ahy Hi_anao/hankany Kalvary;${R=}Tompo lehibe!/Raiso aho e;/Mba sasao ny ranao soa/Izay tao Kalvary.
|
|||
|
|
Y2:Malemy aho e,/Ka mitaraina hoe:/Vonjeo ny aiko Tompo ô!/Vonjeo ny olonao:/Tompo lehibe!
|
|||
|
|
Y3:Ny fi_adanam-po/Mandresy ny manjo;/Esorinao ny tahotro,/Ry Tompo ô vonjeo:
|
|||
|
|
Y4:Mpanota tsy mandà,/Ry Tompo! mamelà;/Ny fahotako lehibe/Ifonako tokoa:
|
|||
|
|
Y5:Ny foko tsy madio/Mba diovinao, anio;/Maloto aho, Tompo ô!/Sasao ho voadio:
|
|||
|
|
Y6:Ny foko no sasao,/Ka diovinao izao;/Ny fahotako marobe/Levony avokoa:
|