11 lines
1.7 KiB
Text
11 lines
1.7 KiB
Text
|
|
M0:|c:D|m:4/4|t:FFPM 825 (2) Raha manjavona ny andro|a:Annie Elvira Hubbart (Herbert) (1844-1932)|h:Ira David Sankey (1883: 1840-1908)
|
|||
|
|
U0:z0:313131313131314/(31)3131313131314/313131313131314/(31)31311331${rit.}31314/31431313122314/31431313131314/31313131/3131314/31313113/31313$Q14/
|
|||
|
|
N1:mfsssssd'tlsssss/sslllllllllltd'tlsd'd'd'd'd'mfsllllr'r'd'tttttsltd'd'd'd'd'mfs---d'tls----sSl---ltd't----ltd'd'd'd'd'mfsllllr'r'd'tttttsltd'd'd'd'd'
|
|||
|
|
N2:drmmmmmmsfmmffm/m-ffffffffFFsFs/ffmmmmmdrmffffF/f-ffffffffmsfrmdrm---msfmmffmmm(f--F)FsFs----fs5mdrmffffFffffffffffmsfrm
|
|||
|
|
N3:ssssssssssd'd'ttd'/sd'd'd'd'd'd'd'd'd'd'd'tr'r'/ttd'sssssd'd'd'd'd'll/td'r'r'r'r'r'td'r'd'TlSs/zzzsss-zzzd'ttd'zzzd'd'd'd'tr'r'r'r'r'r'/tr'd'd'd'd'd'ssd'd'd'd'lltd'r'r'r'r'r'td'r'd'TlSs
|
|||
|
|
N4:ddddddddddddrs,d/mmffffffrrrrrrs/ssddddddddffffr/s-sssssrssddddd/zzzddd-zzzdrs,d/zzzffrrrrsssss/sfmmmmddddffffrssssssssssddddd
|
|||
|
|
Y1:Ra\ha manjavona ny andro/vo_asarona\ avokoa/Ny tendrombohitra\ avo/sy ny lohasaha koa/Sy ny renirano tsara\ izay/mangarana madio./Tsy hita\ ankehitriny/fa manjavona anio./${R=}Na manja_4vona\ aza\ anio_4/Nefa ao _3ambony ao_4/Ny mazava lalandava/Tsy mi_ova na mandao/Matoki_a, ry sakaiza/Aza kivy hi_anao.
|
|||
|
|
Y2:Ra\ha misava\ indray ny andro,/dia ho hita avokoa/Ny tendrombohitra\ avo/sy ny lohasaha koa/Sady ao ny renirano/ka mangarana izao,/Ka afaka ny zavona/nanarona\ azy tao:
|
|||
|
|
Y3:Raha mbola\ atỳ an-tany/ka vahiny izahay,/Manjavona matetika/tokoa ny andronay./Na dia ao ny maso_andro aza,/takona\ izy ‘zao/Fa maizina ny andro,/ka tsy fantatra fa ao
|
|||
|
|
Y4:Raha tapitra ny di_an’ny fanahinao atỳ,/Ka lasan’Andriamanitra/ho aminy arỳ,/Tsy hanjavona ny andro,/fa tsy misy rahona\ ao,/Hazava\ erỳ an-danitra\ avokoa/ny andronao.
|